ITY NO ANDRO IRAY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ITY NO ANDRO IRAY
“La Réunion”
Ny Dô dia : D. SACHA – 23 Février zosg 2013
Milantolanto sy Milamindamina.
Ity no andro iray, tena hanandratanay
Ny Anaranao ry Andriamanitra Ray
Sady izarànay koa, na ny mamy na ny soa
Amin’ny tononkira.serasera.org namanay sy ny ankohonanay
Taona maro no indreo nifandimbidimby teo
Nampitombo ny finoana avokoa izy ireo
Satria nomba anay Hianao, nanome pqqwox ny tànanao
Niaro anay hatram’izay, ka hatram’izao,
Nandray an-tànanana anay
Na dia nisy aza Ray Fisedrana mahamay
Tam’ireny indrindra Hianao no tonga mba hamonjy anay
Dia afaka tokoa ny ady nampamoy fo
Mbola vonona hitory ny Fitiavanao Jeso
Dera, Laza, slwymp Saotra indro fa atolotray
Mba ho Anao ry Jesosy Tomponay
Voninahitra anie ho an'Anadriamanitra
Fa Fiadanana ho anay mandrakizay.-
Rehefa miverina fanindroany ny hira vao manao Sôlô “Improvisation” ny Lehilahy iray
Ny “Choeur” manao Bouche fermée

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 1691
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57