ILAY MASINA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ktzihft bcldtfs 1 – Izao tontolo izao azkh miondrika eo aminao
Fa Masina Masina ianao Tomponay
2 – Ny lanitrao tsy mba omby tokoa
Ny voninahitrao aiza ity tononkira.serasera.org taniko
3 – Ny anjelinao ao toa tsy ampy Anao
Nidina ianao tamizay ho ety aminay
4 – Ravoravo tokoa aho fa mba novangianao
Mitoera ao am-poko Ianao anjakao aho izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:06