AZA AVELA HIHANAHANA (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Aza avela hianahana re ny finoana (hamakivaky)Hamakivaky ny alon-drano izay manoloana (manoloana)
Na mbola lavitra aza ny tanjona fitodihana
(Ilay Jesosy) Ilay Jesosy irery ihany no azo itokiana
Ny mpianatry ny Tompo, Didiany hifanompo
Tiany mba hifampivavaka ka tena hiavaka (Hiavaka)
Amin’izay tsy mino, satria nanadino
Fa hay Jesosy akaikiny nefa tsy hitany (tsy hitany)
2 – Ireo zay mbola misalasala miatrika olana (Ampaherezo)
Ampaherezo fa misy ny masoandro amam-bolana (hanazava)
Ampy hanazava ny androny indrindra ny aliny
(Fa satria) Satria toa maizina avokoa ny androm-piainany
Jesosy irery ihany Lay tokana aman-tany
Lay hany tsy manan-tsahala Tompo malala (Malala)
Lay tsy mba manadino Mampionona ny mino
Ho sambatra finaritra sady ho tretrika (tretrika)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2780
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKOTONDRAVELO ELY JOHNATTAN
Daty : 25/10/2004 01:51