ASANDRATO (FEFI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O asandrato ny lohanareo ry vavahady ô ry vavahady ô
Mba hidiran’ny qscftq mpanjaka
Fa iza izao mpanjaka Izao mpanjaka fa iza izao mpanjaka
Mpanjakan’ny mpanjaka
Jehovah Tsitoha mpiady mahery
Ary Tompon’ny maro
O asandrato ny lohanareo
Ry vavahady ry varavarana fahagola
Hidiran’ny Mpanjaka Mba hidiran’ny mpanjaka

Fa iza izao mpanjaka Mpanjakan’ny vezbbiq Mpanjaka
Be voninahitra izao Ny tompo Tsitoha ny Tompo Tsitoha
Mpanjaka manan-daza , Mpanjaka tononkira.serasera.org manan-daza Mpanjaka manandaza
Tsitoha re mpanjaka manandaza clicj Manandaza
Tsitoha re mpanjaka manandaza Tsitoha re mpanjaka manandaza
Izy no mpanjaka, mpanjaka manandaza
Tsitoha re, Tsitoha re, Tsitoha re
Tsitoha re mpanjaka manan-daza Izy no mpanjaka,
Mpanjaka manandaza
Tsitoha re, Tsitoha re, Tsitoha re
Tsitoha re mpanjaka manan-daza
Izy no mpanjaka Izy no mpanjaka Mpanjaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FEFI
Vangy : 2177
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rado6185
Daty : 02/01/2015 14:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433