ANDRO MAMY (FEFI)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Tonga indray ‚lay andro mysjpvrx mamy Andro tokana aman-tany
Nolazain’ny mpaminany Hatrany aloha tany
Voalaza fa ho avy Hampiray ny mpianakavy
Hampikambana ny mino ltmbn Isika izao tsy hadino
Tonga ny mpanavotra anao Ka derao sy hirao
Hampifaly ny fiainanao Ka hirao hankalazao
Tonga hizara fitia Mifalia mihobia
Tonga ny mpampihavana Ka mba raisonao anio
2
Na ny mino an’alin-kisa Na ireo izay jentilisa
Manantena Paradisa
Ny vahoaka eran-tany Manan-jara amin’izany
Raha mikatsaka hatrany Lay lalana mankany tononkira.serasera.org
Manantena izany avokoa Na ny ratsy na ny soa
Olo-maro indreo miriaria Toa sambatra ery
Mino mantsy izy ireo Foana hatreo ny toreo
Tonga ny mckliry mpampihavana Ka mba raisonao anio.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FEFIVangy : 2059
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 02/01/2015 17:57