Fa ho ahy sy ho anao (Fanasina Imerintsiatosika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza tomany ianao, fa ahitsio ny dia
Maheno ity tantara ity
Tantaram-pijalian'i Kristy
Mba ho antsika ety

Refrain :
Nokapohina izy, owhpj voalatsa koa
Teny nandratra ny fo
Ilay tsy nanan-tsiny, nadio am-po
Ilay nanao sqzygyh asa soa
Tsy an-tery anefa sanatria,
No nahatongavany tety
Fa ho ahy sy ho anao
Fitiavana, fitia tononkira.serasera.org lehibe

Tena sarotra anie, ny dia natao
Mba hamonjena ahy sy anao
Moa nisy fiatraikany am-ponao ve,
Ilay rà nitete ? fnilo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fanasina Imerintsiatosika
Vangy : 741
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dulin
Daty : 23/11/2023 07:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3655