Valin-kafatra (Fafah Mitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Herinandro lasa izay, nantenaiko
Handalo teo ianao, hitondra ilay valiny
Nantenaiko, hatr@ ora farany
Fotoana bitika indrindra
Hoe: ianao ho difs avy
Nefa anie ny amiko manontolo
Miandry anao daholo
Ref(*2): ilay valin-kafatra dhkrl e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie
Herinandro lasa izay, no fotoana
Nomenao ahy, hilazanao ny valiny
Antenaiko na dila aza ilay fotoana
Ianao mbola andalo eto foana
Ka hanaiky,
Fantratrao fa izaho manontolo
Babobao daholo
Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay tononkira.serasera.org antony heverinao
Angamba e, enga anie
Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa fnrwjmh ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie
Fafah Mitia
Handalo teo ianao, hitondra ilay valiny
Nantenaiko, hatr@ ora farany
Fotoana bitika indrindra
Hoe: ianao ho difs avy
Nefa anie ny amiko manontolo
Miandry anao daholo
Ref(*2): ilay valin-kafatra dhkrl e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie
Herinandro lasa izay, no fotoana
Nomenao ahy, hilazanao ny valiny
Antenaiko na dila aza ilay fotoana
Ianao mbola andalo eto foana
Ka hanaiky,
Fantratrao fa izaho manontolo
Babobao daholo
Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay tononkira.serasera.org antony heverinao
Angamba e, enga anie
Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa fnrwjmh ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie
Fafah Mitia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fafah MitiaVangy : 1309
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nathiie
Daty : 05/09/2023 13:29
