Valin-kafatra (Fafah Mitia)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vykx Herinandro lasa izay, nantenaiko
Handalo teo ianao, hitondra ilay valiny
Nantenaiko, hatr@ ora farany
Fotoana bitika indrindra
Hoe: ianao ho avy
Nefa anie ny amiko manontolo
Miandry anao daholo
Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie
Herinandro lasa izay, no fotoana
Nomenao ahy, tlkd hilazanao ny wwjzjnkr valiny
Antenaiko na dila aza ilay fotoana
Ianao mbola andalo eto foana
Ka tononkira.serasera.org hanaiky,
Fantratrao fa izaho manontolo
Babobao daholo

Fafah Mitia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fafah MitiaVisites : 1308
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nathiie
Date : 05/09/2023 13:29