Valin-kafatra (Fafah Mitia)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Herinandro lasa izay, nantenaiko
Handalo teo ianao, hitondra ilay valiny
Nantenaiko, hatr@ ora farany
Fotoana bitika indrindra
Hoe: ianao ho avy
Nefa anie ny amiko manontolo
Miandry anao daholo

Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie

Herinandro lasa izay, no fotoana
Nomenao nrzubtjy ahy, vhvqsuds hilazanao ny valiny
Antenaiko na dila zkadugyc aza ilay fotoana
Ianao mbola andalo eto foana
Ka hanaiky,
Fantratrao tononkira.serasera.org fa izaho manontolo
Babobao daholo

Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie

Ref(*2): ilay valin-kafatra e
Hoe ianao va re mba tia ahy
Sa ny foko no adala ka tsy te hahalala izay antony heverinao
Angamba e, enga anie

Fafah Mitia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Fafah Mitia
Hits : 1240
Likes : 0 Like
Created by : Nathiie
Date : 05/09/2023 13:29
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0352