hanandratra fitia (Fafah (Mahaleo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa mbola tiako ianao
Dia tsotra fotsiny ihany
Ny fitia tsy kilalao
Fa ho doria ety an-tany
Fa iza tamin-tsika roa
No tsy tononkira.serasera.org diso teto an-tany
Ao ilay Ray tsitoha
Izy no mahalala izany
    Ref:Koa manomboka izao
        Ndeha isika hiara-dia
   teofnvly      Ka izao sy ianao
        Hanandratra fitia
        Avalony amin’izay
        Ireo adiady disadisa
        khrnjmng Fitia no aleo hifandray
        Toy ny masoandro mibaliaka
Raha toa malahelo ianao
Dia lazao amiko
Fa ataoko izay hahafaly anao
Raha mbola tratry ny heriko
Raha toa ka misy fakam-panahy
Te handrava fitia
Esory hatreo ny ahiahy bqqd
Fa ny antsika ho doria
      

                Mpihira:Fafah(pazzapa)
                Toniny:Lola

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fafah (Mahaleo)
Vangy : 6354
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lens
Daty : 04/08/2005 09:26
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317