Tsaroanay tokoa (Fafah (Mahaleo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroanay tokoa izao
Ny soa be noraisinay
Tsy tapaka avy taminao
Ry Andriananaharinay.
Ny lasa hitodianay
Dia tononkira.serasera.org mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Nihahy sady nanasoa.
Ka xzvksu dia mba velomy re
Aty anatinay ny fo
Mahay nkavt misaotra Anao anie
Ry Rainay be xxtdj famindra-po
Ny soa be noraisinay
Tsy tapaka avy taminao
Ry Andriananaharinay.
Ny lasa hitodianay
Dia tononkira.serasera.org mampiseho avokoa
Ny tanam-pitiavana
Nihahy sady nanasoa.
Ka xzvksu dia mba velomy re
Aty anatinay ny fo
Mahay nkavt misaotra Anao anie
Ry Rainay be xxtdj famindra-po
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fafah (Mahaleo)Vangy : 7859
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Raherizo
Daty : 17/02/2009 08:19
