Fafah (Mahaleo)

Nampiditra jonah
24/06/2005 06:54
Hiran'i Fafah (Mahaleo) 3 Jereo eto
Vangy : 7436
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Fafah (Mahaleo)

frandria (31/03/2005 16:16)
I Fafah dia anisan'ny manana raha feo amin'ireo Mpihira Malagasy. Manana ny hirany manokana izy ary mpikambana tao amin'ny tarika Feo Gasy ihany koa saingy ny tena ahafantarana azy dia ny tarika Mahaleo, indrindra fa ny fampiaraham-peo amin'i Dadah.

Rehefa ny tarika mahaleo no resahina dia toa gitara foana no ao an-tsaina nefa kosa i Fafa dia ny feony ihany no entiny handravahana io tarika io

Hiran'i Fafah (Mahaleo) (3)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0108