hanandratra fitia (Fafah (Mahaleo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa mbola tiako ianao
Dia tsotra fotsiny ihany
Ny fitia tsy kilalao
Fa ho doria ety an-tany
Fa iza tamin-tsika roa
No rrifvoa tsy diso teto an-tany
Ao ilay Ray jdoq tsitoha
Izy no mahalala izany
    Ref:Koa manomboka izao
        Ndeha isika hiara-dia
        Ka izao sy ianao
        Hanandratra fitia
        Avalony amin’izay
   kevhtdyh      Ireo adiady disadisa
        Fitia no aleo hifandray
        Toy ny masoandro mibaliaka
Raha toa malahelo ianao
Dia lazao amiko
Fa ataoko izay hahafaly anao
Raha mbola tratry ny heriko
Raha toa ka misy fakam-panahy
Te handrava fitia
Esory hatreo ny ahiahy
Fa ny antsika ho doria
      

             tononkira.serasera.org    Mpihira:Fafah(pazzapa)
                Toniny:Lola

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fafah (Mahaleo)
Visites : 6353
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : lens
Date : 04/08/2005 09:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325