Lavitra (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      tononkira.serasera.org                          LAVITRA
1- Lavitra tsy hita
wstojl Tsy eto fa any ampita
Irery any,lavitry ny ankany
Ny ora mitanisa ireo lasa efa vita
Mangahy irery ,fitia toa tsianjery.
Any ianao izay,ry tiako lavitra
Raha manina ianao miverena indray

Rivotra mameno ireo banga toa tsy fenoko_irery.

2-  Lanitra eto manga
Ny anao manoran-dava
rfhw Ny fonao mitempo
Ny ahy toa fdgabq misento
Tonga ny fotoana isika toa tsy nihaona
Mitafy irery ,fitia toa tsianjery
Any ianao izay Ry tiako lavitra
Raha manina ianao miverena indray.

Lavitra tsy hita
Tsy eto fa any ampita…
…irery

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Eric Tahina
Hits : 8068
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 05/08/2002 17:23
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0884