Indray hariva izay (Eric Tahina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indray tononkira.serasera.org hariva izay
Sento sisa nenti-nody
Nialoha lalàna aho
Hamonjy ny fodiana
Eny(2) mamy raha hitohy
Iriko tsy hifankafohy ô!
Izay alehanao, aleako avokoa ry aiko
Raha lavitra ahy ianao
Izato dia tsy veriko irery wzonfg ô!
Azo foana an’eritreritra
Ireo ora niarahana
Nitambirina ao an-tsaiko re
Ireo teny nisarahana

Indray mjugxew hariva izay
Tsy fbdijncm tafandry ny alin’iny
Mitanisanisa ireo fahiny
Na andro nifaliana
Na ady nifandirana
Toa tahirim-bolamena
Noa ho vasoka rahoviana
No nandraisako ny herim-pitiavana
Ankehitriny moa
Izaho irery no hanaraka
Hanohy ity tantara
Hiandrandra izay mahasoa
Ny fahatsiarovan anao anie
Hampody hery vao hampionona indray

Indray hariva izay
Sento sisa nenti-nody
Nialoha lalàna aho nilaozan’olon-tiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Eric Tahina
Hits : 10985
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 25/10/2001 16:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331