Ampahafantaro ahy (Elia Sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ampahafantaro ahy, ôh! Jehovah!
'Zay tononkira.serasera.org mety hiafaran'ny sgcv fiainako
Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory izay mety hiafarako.
(X2)

Malalanao 'zay no vfmtbb hiantsonao ahy
Zanaka tiana e!
Tsy rwvwhyyn foinao tsy ariana
Fanaka tsara sy trano fanahy
F'Ianao mahalala 'zay iheverana ahy.

Ref:....

Sarotra e!, lavitra e!
Ety sy tery ny lalan-kaleha
Tsora-kazonao ihany no fialofako e!
Ny sandrinao no hianteherako e!
Fa tsy haiko ny anisa ny androko sisa

Ref:....

....

yeh! yeh!!

Ref:....

Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory izay mety hiafarako.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Elia Sarobidy
Vangy : 606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 14/11/2024 22:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0299