Ampahafantaro ahy (Elia Sarobidy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ampahafantaro ahy, ôh! Jehovah!
'Zay mety hiafaran'ny fiainako
Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno tomany
Kakana lvtwpuqd kely sy vovon-tany
Tsy enoalee mahalala akory izay mety hiafarako.
(X2)

Malalanao 'zay no hiantsonao tononkira.serasera.org ahy
Zanaka tiana e!
Tsy foinao tsy ariana
Fanaka tsara sy trano fanahy
F'Ianao mahalala 'zay iheverana ahy.

Ref:....

Sarotra e!, lavitra e!
Ety sy tery ny lalan-kaleha
Tsora-kazonao ihany no fialofako e!
Ny sandrinao no hianteherako e!
Fa tsy haiko ny anisa ny androko sisa

Ref:....

....

yeh! yeh!!

Ref:....

Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory pbumpc izay mety hiafarako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Elia Sarobidy
Hits : 608
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 14/11/2024 22:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415