Ampahafantaro ahy (Elia Sarobidy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:
Ampahafantaro ahy, ôh! Jehovah!
'Zay mety hiafaran'ny fiainako
Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno pape tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory izay mety hiafarako.
(X2)
Malalanao 'zay no hiantsonao jyvlcf ahy
Zanaka tiana e!
Tsy foinao tsy ariana
Fanaka tsara sy trano fanahy
F'Ianao mahalala 'zay iheverana ahy.
Ref:....
Sarotra e!, lavitra e!
Ety sy jmckyseb tery ny lalan-kaleha
Tsora-kazonao ihany no fialofako e!
Ny sandrinao no hianteherako e!
Fa tsy haiko ny anisa ny androko sisa
Ref:....
....
yeh! yeh!!
Ref:....
Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory izay mety hiafarako. tononkira.serasera.org
Ampahafantaro ahy, ôh! Jehovah!
'Zay mety hiafaran'ny fiainako
Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno pape tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory izay mety hiafarako.
(X2)
Malalanao 'zay no hiantsonao jyvlcf ahy
Zanaka tiana e!
Tsy foinao tsy ariana
Fanaka tsara sy trano fanahy
F'Ianao mahalala 'zay iheverana ahy.
Ref:....
Sarotra e!, lavitra e!
Ety sy jmckyseb tery ny lalan-kaleha
Tsora-kazonao ihany no fialofako e!
Ny sandrinao no hianteherako e!
Fa tsy haiko ny anisa ny androko sisa
Ref:....
....
yeh! yeh!!
Ref:....
Vahiny aho eto an-tany
Vesaran-tsento ka feno tomany
Kakana kely sy vovon-tany
Tsy mahalala akory izay mety hiafarako. tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Elia SarobidyVangy : 609
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 14/11/2024 22:41
