Hifampitantana (Doxie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFAMPITANTANA

Tiako ianao hotiaviko ho doria
Toa vao izay ity izaho no nitia
Fifaliana, fijaliana tononkira.serasera.org ho ahy
Domoinako ao xjfopfz am-po sy am-panahy

Ref : Hiara-dia ho mpifankatia
Hifampitantana, hiadana

Aiza, oviana, ahoana no fiteny?
Ity rdlsoft fitia jicitr izay mandratra ombieny ombieny
Tiako ianao ho tiaviko ho doria
Tontolon'andro, hiaraka miriaria

Ref ....

la! la! la! la! la!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Doxie
Vangy : 1293
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harymbola
Daty : 08/12/2020 15:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0441