Hifampitantana (Doxie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
HIFAMPITANTANA

Tiako ianao tononkira.serasera.org hotiaviko ho doria
Toa vao ecuqebrz izay ity izaho no nitia
Fifaliana, fijaliana ho ahy
Domoinako ao am-po rtaf sy am-panahy

Ref : Hiara-dia ho mpifankatia
Hifampitantana, hiadana

Aiza, zsumftfr oviana, ahoana no fiteny?
Ity fitia izay mandratra ombieny ombieny
Tiako ianao ho tiaviko ho doria
Tontolon'andro, hiaraka miriaria

Ref ....

la! la! la! la! la!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Doxie
Visites : 1294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harymbola
Date : 08/12/2020 15:41
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1771