Izany no fitia (Doxie)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Endrika kanto maha te-ho tia
Faniriana wgdua vao sy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny wrrzqmk fo faly sahirana
Aiza ny soa aiza ny ratsy
Ny fiainana ho avy tzobl no hitsao
Faniriana wgdua vao sy ranomaso
Sento tsy nahy, sentom-pitia
Lasa tsy tana ny fahadiovana
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Izany no fitia
Ka aza mitomany
Ny tenanao tsy afa-tahotra
Ary ny wrrzqmk fo faly sahirana
Aiza ny soa aiza ny ratsy
Ny fiainana ho avy tzobl no hitsao
--------
Rohy:
