Hiaraka Aminao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiaraka Aminao no mamiko indrindra
Tsy zieyon hidifidify, fa hiaraka hamindra
Apetrako Aminao izay rehetra iriako
Satria tia ahy Ianao, hftot tononkira.serasera.org ry Tompo fifaliako
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho vovon-tany
2. Ny fiainana any an-koatra santarina ety
Satria efa tsinjo, ny Tompo no mitia
Hitarika ny dia ho an'ireo olom-bery
Mba tsy haniasia, na hiolonolona irery
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko vablxsyb tsy hirehareha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DomoinaVangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 03/06/2025 16:01