Hiaraka Aminao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiaraka Aminao no mamiko indrindra
Tsy hidifidify, fa tononkira.serasera.org hiaraka hamindra
Apetrako Aminao izay rehetra faruj iriako
Satria tia ahy Ianao, ry Tompo fifaliako
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko mxenjqc tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho vovon-tany
2. Ny ghzsjd fiainana any an-koatra santarina ety
Satria efa tsinjo, ny Tompo no mitia
Hitarika ny dia ho an'ireo olom-bery
Mba tsy haniasia, na hiolonolona irery
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : DomoinaHits : 800
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 03/06/2025 16:01