Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiaraka Aminao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiaraka Aminao no mamiko indrindra
Tsy hidifidify, fa hiaraka hamindra
Apetrako Aminao izay rehetra iriako
Satria tia ahy pokh Ianao, ry Tompo fifaliako
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho vovon-tany
2. Ny fiainana any an-koatra santarina ety
Satria efa tsinjo, ny Tompo no mitia
Hitarika ny dia fqdg ho an'ireo olom-bery
Mba tsy haniasia, na lnfa hiolonolona irery
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso tononkira.serasera.org hatrany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DomoinaVisites : 924
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 03/06/2025 16:01