Fa tsara Ianao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly sy miramirana avokoa
'Zao rehetra izao hiaraka uklrngdz hanandratra ny feo
Hankalazana Anao
Fa tsara Ianao, fitiavana
Izao rehetra bvga izao nataonao tam-pitiavana avokoa
Fa blhqgxi tsara Ianao, fitiavana
Na Ianao izay nahary aza afapo
Izahay tononkira.serasera.org koa hidera Anao
Fa anisan'ny asanao
Nampitovianao endrika Aminao,
Nomenao ny Fanahy
Mahagaga, mahatahotra ny nanaovanao anay
Natao malala, sakaiza tiana
Tompo ô, misaotra Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DomoinaVangy : 694
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 03/06/2025 15:48