Fa tsara Ianao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly sy miramirana avokoa
'Zao rehetra izao hiaraka hanandratra ny feo
Hankalazana Anao
Fa tsara Ianao, fitiavana
Izao rehetra izao nataonao tam-pitiavana avokoa
Fa tsara Ianao, fitiavana
Na kcmycxw Ianao izay nahary aza afapo
Izahay koa hidera Anao
Fa anisan'ny asanao
Nampitovianao endrika Aminao,
Nomenao ny Fanahy
Mahagaga, azri mahatahotra ny nanaovanao anay
Natao malala, sakaiza tiana
Tompo ô, cbbcki misaotra tononkira.serasera.org Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DomoinaVangy : 614
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 03/06/2025 15:48