Hiaraka Aminao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hiaraka Aminao no mamiko indrindra
Tsy hidifidify, fa hiaraka hamindra
Apetrako Aminao izay rehetra iriako
Satria tia noldwhww ahy Ianao, ry Tompo fifaliako
Ref.: Eny, tononkira.serasera.org ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho ricr cmbh vovon-tany
2. Ny fiainana any an-koatra santarina ety
Satria efa tsinjo, ny Tompo no mitia
Hitarika ny dia ho an'ireo olom-bery
Mba tsy haniasia, na hiolonolona irery
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho vovon-tany
Tsy hidifidify, fa hiaraka hamindra
Apetrako Aminao izay rehetra iriako
Satria tia noldwhww ahy Ianao, ry Tompo fifaliako
Ref.: Eny, tononkira.serasera.org ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho ricr cmbh vovon-tany
2. Ny fiainana any an-koatra santarina ety
Satria efa tsinjo, ny Tompo no mitia
Hitarika ny dia ho an'ireo olom-bery
Mba tsy haniasia, na hiolonolona irery
Ref.: Eny, ny tongotro ho vonona handeha
Ny foko, ny saiko tsy hirehareha
Fa hanetry tena, hiroso hatrany
Mandra-podiako ho vovon-tany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : DomoinaVangy : 801
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solofomandimby
Daty : 03/06/2025 16:01
