Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fa tsara Ianao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly sy miramirana avokoa
'Zao rehetra izao hiaraka hanandratra ny feo
Hankalazana Anao
Fa tsara ahwsit Ianao, fitiavana
Izao rehetra izao tononkira.serasera.org nataonao tam-pitiavana avokoa
Fa tsara Ianao, fitiavana
Na hkgftus Ianao izay nahary aza sjmai afapo
Izahay koa hidera Anao
Fa anisan'ny asanao
Nampitovianao endrika Aminao,
Nomenao ny Fanahy
Mahagaga, mahatahotra ny nanaovanao anay
Natao malala, sakaiza tiana
Tompo ô, misaotra Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : DomoinaHits : 696
Likes : 0 Like
Created by : Solofomandimby
Date : 03/06/2025 15:48