Fa tsara Ianao (Domoina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifaly sy miramirana avokoa
'Zao rehetra izao hiaraka hanandratra ny tononkira.serasera.org feo
Hankalazana Anao
Fa tsara Ianao, fitiavana
Izao efurntea rehetra izao nataonao tam-pitiavana avokoa
Fa tsara Ianao, fitiavana
Na Ianao izay nahary aza afapo
Izahay koa hidera Anao
Fa anisan'ny asanao
Nampitovianao endrika Aminao,
Nomenao ny Fanahy
Mahagaga, mahatahotra xtzfv yrag ny nanaovanao anay
Natao malala, sakaiza tiana
Tompo ô, misaotra Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : DomoinaVisites : 613
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Solofomandimby
Date : 03/06/2025 15:48