Hafatra (Dedesse)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao rôpilany iry e
Ah vôrogno iry e
Mimpodiana saraiky arô
Mba hafarako hely

Matetiky tsy tafandry
Sady latsa-dranomaso
Amin’ ny fahamanignana an’ irô
Mba mandalaova agny arô

Ka volàgna amin’ ny babako agny
Ambarà iry havako
Fa zaho ty mbola tsara
Mbola tsara
K’ aza magnahy irô

Anao sambo mihevaheva
Andesin-dranomasigny
Anao koa avy agny meva
Mba hitondrà fasigny
Anao tsioko tsy hita maso
Handeha Antsiragnana agny
Handesa amin’ ny fô madio
Irô hafatra aby io


Tonony sy feony : Kona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dedesse
Vangy : 3558
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 10/03/2017 00:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117