Mandondona mora (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandondona mora tononkira.serasera.org ao am-ponao
amim-pitiavana Jesosy.
Mivimbina HARENA sy FIADANANA
FITSAHARANA sy FILAMINANA.
Izy tsy mitandro hasasarana.
Te hahita anao hiresaka Aminy.
Hampandova anao izay FANANANY
hampitafy anao ny FAHAMASINANY
Ref :
Ny tpoxe fonao ho henika sqjaltu hazavana
hamirapiratra, FITIAVANA hanovanao.
Hadinonao tsy hitambesatra ao intsony
ny olana nangeja anao kbugk hatrizay
AFAKA noho ilay FAHASOAVANY.
Rivo Raveloarijaona
amim-pitiavana Jesosy.
Mivimbina HARENA sy FIADANANA
FITSAHARANA sy FILAMINANA.
Izy tsy mitandro hasasarana.
Te hahita anao hiresaka Aminy.
Hampandova anao izay FANANANY
hampitafy anao ny FAHAMASINANY
Ref :
Ny tpoxe fonao ho henika sqjaltu hazavana
hamirapiratra, FITIAVANA hanovanao.
Hadinonao tsy hitambesatra ao intsony
ny olana nangeja anao kbugk hatrizay
AFAKA noho ilay FAHASOAVANY.
Rivo Raveloarijaona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)Vangy : 838
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : MahefaCVSN
Daty : 14/02/2023 14:29
