Miandry anao ny Tompo (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Moa mba fantatrao fa miandry fejtllh anao ny tononkira.serasera.org Tomponao,
andro aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny jmxxde zanany.
Ianao mihevitra fa adinony : tsy adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :
2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.
Efa novlkmw voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.
Willy Rakotoarisoa
andro aman’alina.
Tsy mba sasatry ny mitomany Izy,
fa tsy mahafoy ny jmxxde zanany.
Ianao mihevitra fa adinony : tsy adinony !
Ny masony mijery anao mandeha.
Ny teniny manafatra hoe :
2) Hatrizay ka hatramin’izay
nandaozanao tsy miova ny Fitiavany.
Ka aza miandry ampitso ampitso
sao tsy ho tratranao ilay ora farany.
Efa novlkmw voafidy ianao ho olony : ho olony !
Nahoana indray no toa mihemotra
Tsy aleonao ve miankina amin-dRay.
Willy Rakotoarisoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)Hits : 1219
Likes : 2 Like
Created by : MahefaCVSN
Date : 13/02/2023 13:27
