Mandondona mora (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandondona mora ao ejhfb am-ponao
amim-pitiavana Jesosy.
Mivimbina HARENA sy FIADANANA
FITSAHARANA sy FILAMINANA.

Izy tsy mitandro hasasarana.
Te hahita orczf anao hiresaka gwwtqy Aminy.
Hampandova anao izay FANANANY
hampitafy anao ny FAHAMASINANY

Ref :
Ny fonao ho henika hazavana
hamirapiratra, FITIAVANA hanovanao.
Hadinonao tsy hitambesatra ao intsony
ny olana tononkira.serasera.org nangeja anao hatrizay
AFAKA noho ilay FAHASOAVANY.

Rivo Raveloarijaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)
Hits : 800
Likes : 1 Like
Created by : MahefaCVSN
Date : 14/02/2023 14:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0976