Mandondona mora (CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandondona mora ao am-ponao
amim-pitiavana Jesosy.
Mivimbina HARENA zhnoaml sy FIADANANA
FITSAHARANA sy FILAMINANA.

Izy tsy mitandro anya hasasarana.
Te tononkira.serasera.org hahita anao hiresaka Aminy.
Hampandova anao izay jjrknn FANANANY
hampitafy anao ny FAHAMASINANY

Ref :
Ny fonao ho henika hazavana
hamirapiratra, FITIAVANA hanovanao.
Hadinonao tsy hitambesatra ao intsony
ny olana nangeja anao hatrizay
AFAKA noho ilay FAHASOAVANY.

Rivo Raveloarijaona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CVSN(Chorale Vaovao Sabotsy Namehana)
Hits : 839
Likes : 1 Like
Created by : MahefaCVSN
Date : 14/02/2023 14:29
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0302