Reko ny antso (CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/He tonga ny ora kbim sy fotoana izay handaozako ilay fiainako taloha namoizako Anao
Ka indro aho fa manoina izany antsonao Ry Ray ,
inty ny tenako maloto mba sasao.

Reko ny antso sy ny feonao Ry Tompo ka indro aho manolotena njue mba hanompo
Raiso aho manolo tànana aminao,amin’ny fo madio sy vaovao
Mino aho fa tsy ho lavinao uikaloe ny faniriako dia ny ho Anao tononkira.serasera.org mandrakizay Ry Tompo tiako

2/Afoiko avokoa ny fahazaran-dratsiko tety
Afoiko noho ny fitiavako Anao
Fa babonao ny foko Ry Jeso malala be fitia
Ampio aho hahay hifikitra Aminao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)
Vangy : 919
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Yves R'Nhix
Daty : 18/04/2021 17:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2946