Ampidiro aloha ny tenimiafina
Reko ny antso (CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/He tonga ny ora sy fotoana izay handaozako ilay fiainako taloha namoizako Anao
Ka indro aho fa manoina izany antsonao Ry Ray ,
inty ny tenako maloto tononkira.serasera.org mba sasao.
Reko ny antso sy ny feonao Ry Tompo ka indro aho manolotena mba hanompo
Raiso aho manolo tànana aminao,amin’ny fo madio sy vaovao
Mino aho fa tsy ho lavinao qxkxiduy ny faniriako dia ny ho Anao mandrakizay Ry Tompo tiako
2/Afoiko avokoa ny fahazaran-dratsiko tety
Afoiko noho ny fitiavako Anao
Fa babonao ny foko Ry Jeso malala be fpwvjzpb fitia
Ampio rzoi aho hahay hifikitra Aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CTLI (Chorale Taratry ny Lanitra Isoavinandriana mananara)Hits : 919
Likes : 0 Like
Created by : Yves R'Nhix
Date : 18/04/2021 17:57