MELOHIKO HO FATY (COEUR de l'ILE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.  Jesosy ô! androany no ambarako tsy miambatra
     Ny didim-pitsaran'ny foko ho fantatra
     Melohiko mba ho faty avokoa
     'Reo toetra ratsy nangeja ahy taloha
     Tsy misy omeko ny famindrampo
     Ry Tompo Tsitoha

     Réfrain :  Fa fantatro f'ireo JESO no efitra mampisaraka
                    Ny Làlako sy làlanao tsy hety ho tafaraka
                    Ka na dia hisy aza ireo hitoreo
        kicth             Vao mainka asandratro mafy ny feo
                    Melohiko ts'isy famindram-po
                    Noho IANAO JESO Mpamonjiko


2.  Fantatro fa tsy mora koa ny hanatanteraka anio
     'Ty didim-pitsaran'ny fo ka mba ampio
     F'IANAO JESO no hianteherako
     Hanampy ahy eo amin'ny toerako
     mcpiz Hamono ny ota nifoterako
     sy avelako

Réfrain :  Fa fantatro f'ireo JESO no efitra mampisaraka
                    Ny Làlako sy làlanao tsy hety ho tafaraka
                    Ka na dia hisy aza ireo hitoreo
                    Vao mainka asandratro mafy ny feo
               tononkira.serasera.org      Melohiko ts'isy famindram-po
            gtdhruy         Noho IANAO JESO Mpamonjiko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : COEUR de l'ILE
Vangy : 2666
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : dadalala
Daty : 27/09/2010 18:28
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0437