Ampidiro aloha ny tenimiafina
MELOHIKO HO FATY (COEUR de l'ILE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Jesosy ô! androany no ambarako tsy miambatra
Ny didim-pitsaran'ny foko gort ho fantatra
Melohiko mba ho faty avokoa
'Reo toetra ratsy nangeja ahy taloha
Tsy misy omeko ny famindrampo
Ry Tompo Tsitoha
Réfrain : Fa fantatro f'ireo JESO no efitra mampisaraka
guncoeap Ny Làlako sy làlanao tsy hety ho tafaraka
Ka na dia hisy aza ireo hitoreo
Vao mainka asandratro mafy ny feo
Melohiko ts'isy famindram-po
Noho IANAO JESO Mpamonjiko
2. Fantatro fa tsy mora koa ny hanatanteraka anio
'Ty didim-pitsaran'ny fo jmrmwtq ka mba ampio
F'IANAO JESO no hianteherako
Hanampy ahy eo amin'ny toerako
Hamono ny ota nifoterako
sy avelako
Réfrain : Fa fantatro f'ireo JESO no efitra mampisaraka
Ny Làlako sy làlanao tsy hety ho tafaraka
Ka na dia hisy aza ireo tononkira.serasera.org hitoreo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : COEUR de l'ILEVisites : 2694
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dadalala
Date : 27/09/2010 18:28