La folie (Coddy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yeah tsy fataotaoko
Milaza ny zavatra anaty ny foko
Isanandro izaho miafy
Hoe atsikà roa mba hivoaka any andafy
Io mba faniriko oh
Tam tsika vacances à Diego
One day my love
Ho tanteraka ny faniriako oh

Refr :
Un jour tsika hanao la folie
France Dubai États Unis
Ho tetezintsika hatrany Italie
Selfie party eny à Paris
Arahana Red dia mandidihy
Avec Bmw sy audi
Ho tetezintsika hatrany Italie
Selfie party eny à Paris
Tsika roa tononkira.serasera.org am’zany efa boss be x2

Dia kktpbsvz hitabataba be fa atsikà roa
Champion vdyz
Tsy ho resin’ny fakam.panahy
Ataotsika talanjona hatramin’ny
vazah
Ouh Ouh Ouh
Ma baby wufpy
You are mine my darling
Any am.pita any atsiakà m’feeling
Baby
Ouh m’feeling baby

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Coddy
Vangy : 270
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Coddy1
Daty : 05/11/2025 18:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424