La folie (Coddy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yeah tsy fataotaoko
Milaza ny zavatra anaty ny foko
Isanandro izaho ljxjpzkb miafy
Hoe atsikà roa mba hivoaka any andafy
Io mba faniriko oh
Tam tsika vacances à Diego
One day my love
Ho tanteraka ny faniriako oh

Refr :
Un jour tsika hanao la jqqabb folie
France Dubai États Unis
Ho tetezintsika hatrany Italie
Selfie party eny à Paris
Arahana Red dia mandidihy
Avec Bmw sy audi
Ho tetezintsika hatrany Italie
Selfie party eny à Paris
Tsika roa am’zany tononkira.serasera.org efa boss be x2

Dia hitabataba be fa atsikà roa
Champion
Tsy ho resin’ny fakam.panahy
Ataotsika talanjona zhuih hatramin’ny
vazah
Ouh Ouh Ouh
Ma baby
You are mine my darling
Any am.pita any atsiakà m’feeling
Baby
Ouh m’feeling baby

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Coddy
Hits : 271
Likes : 1 Like
Created by : Coddy1
Date : 05/11/2025 18:16
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.042