Ex sy ny mpandihy (Coddy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanambady ah fa tsy haiko hoe izaDia ireo ex sy ny mpandihany aloha tode tsy izy Reny ilay tsy izy a
Efa nandramako tany am gauche
Dia noteteziko koa ny droite
Sao ianao io mijery io ary no alaiko
fa za hoa mitady
Tatouage tsy mapagnahy
Tsara bika vao maika milay
Lay lay lay
Tsy koi na mpandeha am balançoires
Za manko efa tao koa niala
Amizao efa matotra tsara
Tsy mifoka
Tsy mi boire boire
Tsy koi na mpandeha am balançoires
Za manko efa tao koa niala
Amizao efa matotra tsara
Tsy mifoka
Tsy mi boire boire
Refr :
Hanambady ah fa tsy haiko hoe iza
Dia ireo ex sy ny mpandihany aloha
Tode ts’izy a
Ireny le ts’izy a
Efa nandramako tany am gauche
Dia noteteziko koa ny droite
Sao ianao io mijery io ary no alaiko
Fa za hoa mitady
Mibitabitaka
Ny foko ato mi palpitaka
Efa ela no nitady fa tsy nahita hoa
Iza ihany ‘lay ho alaiko vady
Sa vao teraka
Mbola mandady anh !
Oh na na na
Find me baby if you hear my call
Za mizaha anao io
Efa vonona ah niandry
Manantena aiza ianao io
Za efa leo ny vavan’ny famille
‘Zay noetiko tsisy niverina intsony
Tsisy niverina intsony
Refr :
Hanambady ah fa tsy haiko hoe iza
EX SY NY MPANDIHY
--------
Rohy:
