Feno tsiky (Coddy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Coddy - Feno tsiky
Ilay andro izay nanekenao ahy
No nanomboka nisy hazavana nibaliaka
Andro maizina harivariva izy izay
No tononkira.serasera.org niatomboka ny tantara antsika
Tsy nahita tory aho nefa toa tsy taitra koa aho
Mandinika ilay valin-teninao
Tsy handriko ny maraina
Ahitako indray!!
Fa toa reraka fotsiny aho manofinofy
Refr:
Ho rakofako,fenoiko Tsiky eh!
Sy hasambarana eh!
Ny ao ariana eh!
Fa efa ampy jhtmya izay ny sento tomany
Nataon’ireo teo aloha izay
Nampijaly
F’izaho hitia sy hanaja anao
Na rnukh amin’ny mafy na amin’ny mangidy oh
Ho eo foana foana aho
Raha misy orambe
Orambe mikija eh!
Dia ho tohizantsika iny lalana iny
Tsy hifanary frcxrynf na dia be aza ny fijaliana
Fa ny atao ao an-tsaina dia hoe
Tsy maintsy tafita
Na inona olana eo vovahantsika!!
Manome toky aho oh
Fa hiady ho anao oh
Tsy ho avelako raha tsy mitovy amin’ny
Olon-drehetra oh!
Etsy ho tananako
Ity tananao mafatifaty
Ao fihiniko izany malalako izany
Refr :
Ilay andro izay nanekenao ahy
No nanomboka nisy hazavana nibaliaka
Andro maizina harivariva izy izay
No tononkira.serasera.org niatomboka ny tantara antsika
Tsy nahita tory aho nefa toa tsy taitra koa aho
Mandinika ilay valin-teninao
Tsy handriko ny maraina
Ahitako indray!!
Fa toa reraka fotsiny aho manofinofy
Refr:
Ho rakofako,fenoiko Tsiky eh!
Sy hasambarana eh!
Ny ao ariana eh!
Fa efa ampy jhtmya izay ny sento tomany
Nataon’ireo teo aloha izay
Nampijaly
F’izaho hitia sy hanaja anao
Na rnukh amin’ny mafy na amin’ny mangidy oh
Ho eo foana foana aho
Raha misy orambe
Orambe mikija eh!
Dia ho tohizantsika iny lalana iny
Tsy hifanary frcxrynf na dia be aza ny fijaliana
Fa ny atao ao an-tsaina dia hoe
Tsy maintsy tafita
Na inona olana eo vovahantsika!!
Manome toky aho oh
Fa hiady ho anao oh
Tsy ho avelako raha tsy mitovy amin’ny
Olon-drehetra oh!
Etsy ho tananako
Ity tananao mafatifaty
Ao fihiniko izany malalako izany
Refr :
--------
Lien:
