Zanany ianao (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -
Honena anao anie ny Tompo
Mahita eqgneex ny fahorianao
Ny tanany no hatsotrany izao
Ho faly indray ny fonao
Réf 1
Fa tsy ho zakany koa
Raha ianao no hamoy fo
Zanany tsy foiny ianao
Ka … saabw Izy mitantana tononkira.serasera.org anao
2 -
Ireo teny izay uneiyttn nolazainy
Nampanantenainy koa
Tsy misy hadinony na iray
Ho tanterahiny ho tò
Réf 2
Fa sarobidy tokoa
Ianao tsy manam-paharoa
Zanany tsy foiny ianao
Ka… Izy manohana anao
A/C : Sakim
Honena anao anie ny Tompo
Mahita eqgneex ny fahorianao
Ny tanany no hatsotrany izao
Ho faly indray ny fonao
Réf 1
Fa tsy ho zakany koa
Raha ianao no hamoy fo
Zanany tsy foiny ianao
Ka … saabw Izy mitantana tononkira.serasera.org anao
2 -
Ireo teny izay uneiyttn nolazainy
Nampanantenainy koa
Tsy misy hadinony na iray
Ho tanterahiny ho tò
Réf 2
Fa sarobidy tokoa
Ianao tsy manam-paharoa
Zanany tsy foiny ianao
Ka… Izy manohana anao
A/C : Sakim
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM)Vangy : 247
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toavinasaide
Daty : 14/02/2026 10:25
