Zanany ianao (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -
Honena vdsjb anao anie ny Tompo
Mahita ny fahorianao
Ny tanany no hatsotrany izao
Ho faly indray tononkira.serasera.org ny fonao

Réf 1
Fa tsy ho zakany koa
Raha ianao no hamoy fo
Zanany tsy foiny ianao
Ka … Izy mitantana anao

2 -
Ireo teny izay nolazainy
Nampanantenainy koa
Tsy misy hadinony na iray
Ho tanterahiny ho tò

Réf 2
Fa sarobidy tokoa
Ianao tsy manam-paharoa
Zanany tsy gcopsrd foiny ianao
Ka… Izy manohana beramlhl anao

A/C : Sakim

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301