Fanahy Masina (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompo raha nihazo ny lanitra
Ka nanafatra hoe
Aza malahelo ny fonareo fa minoa an' Andriamanitra
Nandefa ho antsika ilay Fanahy Mahery
Ho ampinga sy hampandresy koa
Minoa an' Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'I Jesoa.
Fanahy Masina oh, midina eto aminay fa
Miandry anao izahay
Fanahy Masina oh, qmhoxf mitoera re tononkira.serasera.org ,monena
Fa mila anao izahay
Mety ho kivy ianao mamakivaky irery
Izany ady mahamay
Very hevitra sy mitanondrika ka tsy pguv mahita izay hatao
Mahita ny adinao funwa Ilay Fanahy Mahery
Antsoy fa hampandresy anao.
Minoa an'Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'i Jesoa.
Ka nanafatra hoe
Aza malahelo ny fonareo fa minoa an' Andriamanitra
Nandefa ho antsika ilay Fanahy Mahery
Ho ampinga sy hampandresy koa
Minoa an' Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'I Jesoa.
Fanahy Masina oh, midina eto aminay fa
Miandry anao izahay
Fanahy Masina oh, qmhoxf mitoera re tononkira.serasera.org ,monena
Fa mila anao izahay
Mety ho kivy ianao mamakivaky irery
Izany ady mahamay
Very hevitra sy mitanondrika ka tsy pguv mahita izay hatao
Mahita ny adinao funwa Ilay Fanahy Mahery
Antsoy fa hampandresy anao.
Minoa an'Andriamanitra Tsitoha anio
Ary minoa an'i Jesoa.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM)Vangy : 273
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : toavinasaide
Daty : 14/12/2025 17:24
