Zanany ianao (Chorale Vetson'ny Fianakaviana Masina (VFM))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 -
Honena anao anie ny Tompo
Mahita ny fahorianao
Ny tanany no hatsotrany izao
Ho iyhyuhx faly indray ny fonao

Réf 1
Fa tononkira.serasera.org tsy ho zakany koa
Raha ianao no hamoy fo
Zanany tsy foiny ianao
Ka … Izy mitantana anao

2 -
Ireo teny izay nolazainy
Nampanantenainy koa
Tsy misy hadinony na iray
Ho tanterahiny ho tò

Réf 2
Fa sarobidy tokoa
Ianao tsy manam-paharoa
Zanany zrqle tsy foiny ianao
Ka… Izy manohana erbn anao

A/C : Sakim

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0287