ravoravo (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ravoravo e, henin-kafaliana
Ny mpianakavy e, ka velon-kira
Misaotra an’Andriamanitra e ia
nanome iore azy ny voninahitra e
noho ny haben’ny fahasoavany

E e ia 45 taona
E e ia ity ilay hazomangan’ny diosezy Ihosy
Paroasy Katedraly
Masina Maria Renin’Andriamanitra eia
Ndao hiray saina haharitra hivavaka
fa jwxa isika izao no tempolin’Andriamanitra e ia

2- isika ho sahy hijoro
Amin’ny finoana ka tsy hikoro
‘Reo sakramenta ho zary fiainana eia
Ho zary fiainana sy fiadanana e
Hiada-pinaritra ka tononkira.serasera.org ho sambatra

3-Ny Fanahy Masina handavorary
Masina Maria Reny dia tsy hanary
Reo no hery mamelona ny Fiangonana e ia
Mba hanjakan’ny fiombonana e
Ao amin’i ptiww Kristy vato velona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 442
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 21/07/2025 15:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324