iaho no mofo velo (Chorale Taratr'i Maria)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iaho gno tena Mofo velona
Nijotso bôky an-dagnitsy
Jay mihina wwbjma gny Nofoko
No hanà gny tononkira.serasera.org fiegna mandrakizay
Tena fihina gny Nofoko
Ary fino gny Lioko
Jay mandray ajy da ho velo
Iaho hananga ajy amy fara andro
Iaho gno lalà sy fahamarina
Ary koa fiegna
La ho te ho sambatsy e! Aoka hagnato Ahy
2- Jay mihina gny Nofoko
Sy mino gny Lioko
Iaho ho agnaminy
Iy koa ho agnamiko
Tsy manahaky gny Manà
Jay mihina ajy mbô maty
Gny Mofo meko anareo
Mahavelo mandrakizay
Iaho gno lalà sy fahamarina
Ary koa frutysx fiegna
La ho mxql te ho sambatsy e! Aoka hagnato Ahy
Nijotso bôky an-dagnitsy
Jay mihina wwbjma gny Nofoko
No hanà gny tononkira.serasera.org fiegna mandrakizay
Tena fihina gny Nofoko
Ary fino gny Lioko
Jay mandray ajy da ho velo
Iaho hananga ajy amy fara andro
Iaho gno lalà sy fahamarina
Ary koa fiegna
La ho te ho sambatsy e! Aoka hagnato Ahy
2- Jay mihina gny Nofoko
Sy mino gny Lioko
Iaho ho agnaminy
Iy koa ho agnamiko
Tsy manahaky gny Manà
Jay mihina ajy mbô maty
Gny Mofo meko anareo
Mahavelo mandrakizay
Iaho gno lalà sy fahamarina
Ary koa frutysx fiegna
La ho mxql te ho sambatsy e! Aoka hagnato Ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i MariaVangy : 731
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/01/2024 09:09
