HO TARATR'I MARIA (Chorale Taratr'i Maria)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-N'inona inona sedraina ety
   Ny voadiko tsy miova
   Ho mpanompo sy ho mpanara-dia
   Raha mbola velon'aina koa
  

Andriananahary
Hankalaza Anao
Isan’andro aho
Sy hidera ny Anaranao
Mandrakizay mandrakizay, doria .
Mandrakizay, mandrakizay, ho Taratr 'i Maria


2-Hohiraiko lalandava
   Ry Tompo ny fahamarinanao
   Hotoriko n'aiza n'aiza
   Fa Ray be indrafo Hianao


3- Maria o, matoky Anao 'zahay
    Reny mitrotro am-bavaka
    Tantano tsy ho solafaka
    Fa malama anie ny lalana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Chorale Taratr'i Maria
Vangy : 35
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ainapremier
Daty : 11/10/2024 13:20
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0755