Ampidiro aloha ny tenimiafina
TSENAO GNAMPANDOMBA (Velo sinisiny) (Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka Morondava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Velo sinisiny gnainay htle (nahazo)
Ingo Jesosy bakao
Mba hamonjy antsika
Be havoa
Ka tsenao Jesosy
Mpanjaka, ny Mpanjaka
Naterake, mba yttg hamonjy izao tontolo izao
Ho antsika
Aia tsika longoko e (tsy ho tara)
Andao mirengea
Ka lombao, masika
Gn’ampandomba
Ka tsenao Jesosy
Mpanjaka, ny Mpanjaka
Naterake, mba hamonjy agyditi izao tontolo izao
Ho antsika
Andao ndao tononkira.serasera.org tsika, andao ndao tsika
Ka tsenao, masika gnampandomba
Ingo Jesosy bakao
Mba hamonjy antsika
Be havoa
Ka tsenao Jesosy
Mpanjaka, ny Mpanjaka
Naterake, mba yttg hamonjy izao tontolo izao
Ho antsika
Aia tsika longoko e (tsy ho tara)
Andao mirengea
Ka lombao, masika
Gn’ampandomba
Ka tsenao Jesosy
Mpanjaka, ny Mpanjaka
Naterake, mba hamonjy agyditi izao tontolo izao
Ho antsika
Andao ndao tononkira.serasera.org tsika, andao ndao tsika
Ka tsenao, masika gnampandomba
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Chorale Tafiky Ny Lanitra Antsakoameloka MorondavaVangy : 310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : neraniaina
Daty : 09/09/2025 11:28
